” Misaotra Ray fa ny firesahanao amiko anio amin’ny alalan’ny Teninao dia porofom-pitiavana sy fikarakarana be ho ahy ary maneho fa tena liana ny amin’ny fiainako Ianao ary manao “investissement” ato amiko indray. Mankasitraka Anao aho Ray.”
Categories: Vavaka
0 Comments