Fahasalamana
Fanafody ho an’ny vatanao ny Teniny
” Anaka, tandremo ny Teniko ; Atongilano ny sofinao hiaino ny filazako. Aza avela hiala eo imasonao izy. Fa raketo ao am-ponao. Fa aina ho an’ny mahazo azy izy ary fahasalamana ho an’ny nofony rehetra.”Ohabolana 4:20-22