Fiainana kristianina
Tsy misy loza mahazo mahakasika anao
“Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, dia tsy hihatra aminao izany. Hijery maso fotsiny hianao, ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.”Salamo 91:7-8 Anisan’ny Tenin’ Andriamanitra mahafinaritra ity Teny ity satria dia mampiseho antsika ny fitiavany antsika sy ny fahasoratam-piarony amintsika ka Read more…